Moov Madagascar # SSD Dago

FAI contre un blogueur Malagasy au tribunal

786 total views
  1. Karazana fiandohan-tantara
  2. Noadinoiko tanteraka hoe efa navoakako storify.com ity tantara nitranga tamin'ny volana marsa ity. Azonao vakiana indray mandeha izany tantara izany
  3. Mety ho sahirana ianareo satria mivadika ny tantara indraindray ka ny voalohany no any ambany fa ny trangan-javatra farany no any ambony. Mbola misy tohiny koa moa hay ilay tantara

  4. Azo lazaina ho mitantara ambangovangony nefa tsy very ny andinindininy ireo tantara roa ireo.

  5. Tsongaina amin'izay voasoratra anatin'ny tantara nataoko tanatin'ny storify.com ity lahatsoratra iray mahatonga eny amin'ny fitsarana ity.
  6. Na ity taratasy misokatra ity no tena nahatezitra an-dry zareo ka nahatonga ny fitoriana ho valim-panafihana
  7. Ary navoakany ihany koa ny valinteny azony avy any amin'ny OMERT
  8. Ny 29 aprily 2011 amin'izay araka ny fahazoako azy no nahazo taratasy hiseho eny amin'ny Fitsarana amin'ny zoma 6 mey 2011 ity mpamaham-bolongana iray ity ka nilaza ny alahelony tao amin'ny pejy facebook iray araka ny tantaraiko ao amin'ny bolongako rahateo.
  9. Tato ranamana no nilaza ny fitoriana azy hiseho eny amin'ny Fitsarana.
  10. Moov m'assigne en justice pour les articles de mon blog en réaction de la coupure du 12 mars. Là, je demande vraiment votre aide mes amis.3 mai, 08:49

  11. Les incidents techniques survenus dernièrement sur le serveur MOOV ont causé un tort inestimable pour l’ensemble des bloggers en général et des internautes MOOV enparticulier. Est-ce la faute de… Hébergé par OverBlog
  12. Noesorin'ny Le Post tao aminy moa io lahatsoratra io ka voatery nafindrany tany amin'ny Le Maniak Geek
  13. Nanamarika ny firaisan-kinan'ny mpamaham-bolongana moa ny mpanoratra tamin'ny fanankotrihana nataony (actualisation ou mise à jour)

  14. Dia nisy nahamarika fa toa dika petaka (copier coller na copy paste) tany ho any indray io lahatsoratra tamina gazety iray io!
Like
Share

Share

Facebook
Google+